|
|
|
|

Teny iditra1  may volon-tratra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
Singan-teny  4  may, volo, tratra
Tovy hevitra  5  may volon' orona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10